Teny iditra | amanin-tsahona (amany, sahona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] enti-milaza ranon-javatra kely dia kely, toy ny hoe indray mitete | |
Fanazavàna teny anglisy | [ amanintsahona ] [Richardson 1885] The spawn of frogs. | |
Fanazavàna teny frantsay | [Veyrières 1913] Frai de grenouille. Se disait d' une goutte de liquide, d'une larme | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/19 |
![]() |