Teny iditra |
amany
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Rano maloto avy amin' ny tenan' ny olombelona, izay miforona ao amin' ny voa ary miangona ao amin' ny tatavia alohan' ny hivoahany any ivelany ¶ fivalanan-drano, siritra [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | urine [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | urine [Hallanger 1974, SLP 1986]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Haiendriteny |
amany
amaniko
amaninao
amaniny
amanintsika
amaninay
amaninareo
amanin'
amanin-
amanim-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|