Teny iditra |
ambàka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | ( ambakavaka no fampiasa kokoa): Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny ka tsy mahatohy izay lazaina raha tsy miatoato kely hatrany.
[Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | balbutiement, embarras [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Mpitovy hevitra | |
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
ambaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tsimihety]
Fomban-tolona omby atao toy izao: ny tanana havanana mitazona ny trafony ary ny havia kosa manodidina ny vozony [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
ambaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | excelled, exceeded, beaten: tsy mety raha ambaka noho ny biby isika amy ny fitiavana zanaka (it is not right that we should be excelled by animals in the love of offspring) [Richardson 1885]
|
| inferior to [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | inférieur, surpassé: Ambàka noho ny zandrinao va hianao? (Es-tu supérieur à to cadet?) ~ Tsy ambàka noho ny zokinao hianao (Tu n'es pas inférieur à ton ainé) [Abinal 1888]
|
| inférieur [Hallanger 1974]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
ambàka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fifetsena, lainga hamitahana ny tsy mahalala, tetika hangalarana mba hahazoana tombony, na amin' ny varotra na amin' ny lalao [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | root not used. See fitaka
[Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | tromperie, tricherie, fraude [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
ambaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
of the same volume or bulk [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
comme. [David: Dialectes (takila A)]
|
|
Teny iditra |
ambaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo]
tsy mahay, bado [Rakotosaona 1975]
|
|