Teny iditra ambany
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany
¶ Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io
¶ Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony.
¶ Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao
¶ Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka
¶ Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] under
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] en bas, au dessous
Sampanteny 
Teny mifanohi-kevitra 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny ambany ity (1): Ankiliambany

Teny iditra ambany
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] down
  [Richardson 1885] [root vany.] Under, beneath, below
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] sous, bas
Voambolana 

Teny iditra ambany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] andrefana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] The west
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31