Teny iditra ambany atsinanana (ambany, atsinanana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Mpanahaka  ambany avaratra ~ ambany atsimo ~ ambany andrefana
Ohatra 
1 [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 336] Misy narenina, ny tany ato ambany atsinanana, tamin-dRazafindandy.
2 [Rapatsalahy: Kintana, takila 64] Hitan' ialahy ve ilay tranobongo manirery atsy ambany atsinanana aty, hoy ity jiolahy.

Teny iditra Ambany Atsinanana (ambany, atsinanana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra  [over-blog.com/article-fasana-eo-ankavanana-mialoha-ny-ambavahady-124417307.html] Io Fasana Ambany Atsinanana io no misy ny taranaky Rainizaika sy ny Ramangahasina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31