1 | [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 336]
Ny etsy ambany avaratra amy ny Soanarabe.
|
2 | [Ravelojaona 1937, takila A.326]
vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra
|
3 | [Ndema: Antakay, takila 58]
Koa raha indreto izahay, avy aroa ambany avaratra: tonga aty an-dafy Atsimo.
|
4 | [Rajohanesa: Kintana]
Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any.
|
5 | [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 114]
Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny;
|
|