Entrée | ambaraka ny (ambaraka, ny) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Efa..., kanefa mbola. Teny enti-manamafy fotsiny ny hevitry ny teny hoe efa izay matetika ampiarahina aminy avy eo aoriana: Ambaraka ny efa mifona izy, mbola kapohinao ihany. (Efa mifona izy kanefa mbola kapohinao ihany) [1.1] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |