Teny iditra Ambatondrazaka (vato, zaka)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra 
1 [Andraina: Mitaraina, takila 221] Hita tany Ambatondrazaka izany rehetra izany.
2 [Callet: Tantara, takila 160] Ambatondrazaka sy Amparafaravola — ny Sianaka;
3 [Andraina: Sahabe, takila 6] Ny filohan’ny Fivondronan' Ambatondrazaka sy ny Firaisan' Ambatondrazaka I, tamin' izany fotoana izany, no sady niavian' ny hevitra no nitarika ny fanatanterahana ny natao amin' ny lafiny rehetra.
Fangi-bolantany -17.8333333, 48.4166667
Haianarantany vato, zaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31