Teny iditra |
ambatra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | tongue-tied. [Richardson 1885]
|
Sampanteny |
Mpitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
ambatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
fandri-pody, fandrika atao eo an-tanimbary mba hisamborana ireny vorona mandratra ny vary ireny [Rakotosaona 1975]
|
|