Teny iditra | ambazaha (an-, vazaha) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] mangahazo, karazan-tsakafo ary ny raviny kosa dia mety atao laoka [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] manioc. See mangahazo. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka, Sakalava] (de vazaha = étranger, qui vient d'au-delà des mers). Un des nombreux noms du Manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae). Cultivé pour ses tubercules alimentaires. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry: anana | |
Anarana siantifika | Manihot utilissima | |
Mpanahaka | balahazo ~ kazaha ~ mahogo ~ mangahazo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |