Teny iditra | ambela (vela) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Ajanona: Navelanareo aiza ny zanakareo mivady? ¶ Apetraka: Avelao ao amin' ny mpiandry trano ny taratasy raha misy ¶ Hadinoina: Navelany ny satrony ka mandehàna vonjeo haingana izy ¶ Atsahatra: Avelao amin' izay ny ady hevitra tsy mitera-boka-tsoa ¶ Afoy: Avelako ho anao itỳ boky sarobidy itỳ ¶ Omena lalana: Avelao kely aho handeha ¶ Amindràna fo: Avelako ny hadisoanao amin' ity indray mandeha itỳ ka mitandrema tsara amin' ny sisa | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Mpitovy hevitra | avela | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |