Teny iditra | ambeo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Provincial] Masomboly [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] overplus, reserve [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] graines de semence, semis, riz réservé pour la semence. [David: Dialectes (takila A)] | |
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Mpitovy hevitra | ambeko ~ ambezo ~ ambio ~ ambioka ~ masomboly ~ tabiry | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny ambeo io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |