Teny iditra ambiana (amby)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mihoatra ny: Manana tsaramaso fito zinga ambiana izahay raha hividy ianareo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [amby, excess.] An excess; used adverbially for "more than;" as, misy zato ambiana, There are more than a hundred. [Richardson 1885]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31