Teny iditra | ambiaty | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo tsy dia lehibe loatra, izay nataon' ny Ntaolo famantaran-taona. [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | a shrub, the leaves of which are pounded and applied to sores. A bundle of the leaves tied together and put in ponds or marshes is used for catching sifotra (a kind of snail), the sifotra clinging in numbers to the bundle. The flowering of the plant is a sign to the people that the season for sowing the rice has come. Vernonia appendiculata, Less. See vaky ambiaty. [Richardson 1885] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina, Sihanaka] (de amby = excédent, surplus, et aty, dans le sens de atin-kazo = la moelle ; parce que cet arbuste a une moelle très importante par rapport au diamètre des tiges). Vernonia appendiculata Less. (Asteraceae). Joue un rôle important dans le folklore malgache. Sa floraison est le signal du semis du riz de deuxième saison appelé vaki-ambiaty (de vaky = partagé). On l'emploie comme vulnéraire en médicine populaire. [Boiteau 1997] | ||||||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | ||||||
Anarana siantifika | Vernonia appendiculata | ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny ambiaty io | ||||||
Haianarantany | |||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |