Entrée 1/2 ambioka
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaneno vita amin'ny tsora-kazo kely anankiroa atao mifampikapoka; raha hazo mafy toy ny voamboana dia avo feo sady mikarantsana izy, fa raha hazo malemy kosa toy ny tahon-kifafa, dia somary dombodombo feo [1.1]
Vocabulaire 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Analogues  ambio

Entrée 2/2 ambioka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Vary, tsaramaso, ets tahirizana, masomboly [1.78]
  [Bezanozano] Masomboly [1.78, 1.1]
  [Sihanaka] Masomboly, harena iraisan'ny mpivady [1.78]
 Voan-javatra natokana ho masomboly [1.13]
Explications en français  [Tankarana] Graines de semence, semis, riz réservé pour la semence. [1.19]
 Semence [1.13]
Exemples 
1Toerana fametrahana masom-boly (ambioka) ary fanorenam-pitia-vana fanambadiana. [1.381]
2Ratsy ny akofa satria tsy misy ilana azy mihitsy, sady tsy azo hanina no tsy azo atao ambioka. [1.519]
Vocabulaire 
Synonymes ambeoka ~ ambeo ~ ambeko ~ ambezo ~ ambio ~ masomboly ~ tabiry

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/03/19