|
|
|
|

Entrée amboanala (amboa, ala)
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala [1.1]
Explications en anglais Generic name for lemurs. [1.2]
Explications en français  [Tankarana] Sorte de lémurien [1.19]
 Lémur macaco [1.54]
Explications en anglais Indri (Indri indri) [2.233]
Explications en français Indri (Indri indri) [2.233]
Nom scientifique Indri indri
Exemples Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala [2.649]
Vocabulaire 
Synonymes babakoto ~ endrina
Tableaux et planches Les Lémuriens

Mis à jour le 2023/03/19