Teny iditra |
Ambohibeloma
(vohitra, velona)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny malagasy | [tanàna] any amin' ny faritr' Imamo, 20 km avaratr' Arivonimamo, miorina an-tampon-tendrombohitra andrefan' ny renirano Ombifotsy.
Misy ala madinika toy ny eny Ambohimanga ny tehezany atsinanana sy atsimo, ary alan' amontana ny eo an-tompony.
Avy atsimo ihany no tena lalana miditra ao an-tanàna ... [Ravelojaona 1937 takila A.325]
|
Fanazavàna teny frantsay | une des douze montagnes de l’Imerina, ancien fief d’un roitelet, situé dans la commune d’Ambohitrambo, à 2 km. d’Arivonimamo [Rajemisa 1966 takila 86]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
Ny Tendrombohitra Roambinifolo |
Fangi-bolantany | -18.85, 47.15
|
Haianarantany | vohitra,
velona |
|
Teny iditra |
Ambohibeloma
(vohitra, velona)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny malagasy | Ambohibeloma avaratra: vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra, ankevitry ny 80-90 km avy ao Antananarivo, atsimo somary andrefana kelin' Anjozorobe ... [Ravelojaona 1937 takila A.326]
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -18.2, 47.0166667
|
Haianarantany | vohitra,
velona |
|