Entrée | Ambohidrabiby (vohitra, ra-, biby) | |||||||||||
Partie du discours | nom propre (toponyme) | |||||||||||
Explications en malgache | Tanàna an-tampon-tendrombohitra, mifanitsy amin' Ambohimanga, eny andafy atsinanany; 20 km avaratr' Antananarivo. Ankotrokotroka, hono, no anarany tany amin' ny fahagola, ary ny Manendy no tompon' ny tanàna teo, fony izy tsy mbola nankeo Anosivola avaratr' i Mahitsy... [1.10] | |||||||||||
Vocabulaire | Géographie: agglomérations | |||||||||||
Analogues | Ny Tendrombohitra Roambinifolo | |||||||||||
Coordonnées | -18.7666667, 47.6 | |||||||||||
Toponymie | vohitra, biby | |||||||||||
Illustrations |
| |||||||||||
Mis à jour le 2021/05/23 |
![]() |