Teny iditra ambohitra (any, vohitra)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Ohatra Tany ambohitra dia nihorakoraka ny olona. [Rapatsalahy: Kintana, takila 190]

Teny iditra Ambohitra (any, vohitra)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -12.4833333, 49.2
-18.7166667, 47.7333333
-22.7333333, 45.35
-23.1, 46.9833333
Haianarantany any, vohitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31