Teny iditra amboramaitso (ambora, maitso)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Zavamaniry fanao ody tazo ny fakany (Strychnopsis thouarsii)
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka] (d"ambora' (2) et maitso = vert). Strychnopsis thouarsii Baill. (Menispermaceae). Le nom est déjà cité par Chapelier en 1803. Très amer, riche en alcaloïdes. Réputé fébrifuge.
Voambolana 
Anarana siantifika Strychnopsis thouarsii

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31