Teny iditra | ambosy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | famporisihana olona hanao zavatra iray ¶ famporisihana, famokisana olona tsy hanaiky, tsy hankasitraka [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | flattery, deception by raising false hopes, creating undue confidence; prompting to fight, yet not in a fair quarrel. [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | excitation, encouragement soit en bien soit en mal [Abinal 1888] | |
Sampanteny |
| |
Tsipelina hafa | abony ~ abosy | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |