Teny iditra amelana (vela)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 822]
Haiendriteny 
amelana
amelako
amelanao
amelany
amelantsika
amelanay
amelanareo
amelan'
amelan-
amelam-
amela-
namelana
namelako
namelanao
namelany
namelantsika
namelanay
namelanareo
namelan'
namelan-
namelam-
namela-
hamelana
hamelako
hamelanao
hamelany
hamelantsika
hamelanay
hamelanareo
hamelan'
hamelan-
hamelam-
hamela-
amelao
Ohatra 
1Mpiambina I: Aza amelana mihitsy, ry mpanjaka! [Rasamuel: Manjakadoria]
2Tratran' ialahy marina fa aza amelana, hoy ny tovolahy. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
3lanareo mpitondra tenin'Andriana, dia tsy azonareo amelana ny teny entinareo. [Rahajarizafy: Kabary]

Nohavaozina tamin' ny 2021/07/23