Teny iditra | amerikanina | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran' ny firenena monina any amin' ny tanin' i Amerika, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eran' izao tontolo izao ary mizara telo:
¶ momba an' i Amerika na an' i Amerika na avy any Amerika: Anisan' ny be mponina indrindra eto an-tany ny ankabearan' ny tanàna amerikanina [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | American [3.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | américain, américains, américaine, américaines [3.1] | ||||||
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | ||||||
Ny fihaviany | Frantsay: américain. | ||||||
Tsipelina hafa | amerikana | ||||||
Mpanahaka | Amerika | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/14 |
![]() |