Teny iditra | amiana | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-javamaniry misy tsilotsilony ny raviny ka mampaharary hoditra, na mahaboka mihitsy aza, hoy ny olona sasany, raha voakasika [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | shrubs with large stinging hairs. The wood of Urera radula is very soft, and when on fire smoulders for a long time like peat. The trunk of some specimens of the amiana is sometimes five or six feet in circumference. Urera radula, Baker; U. oligoloba, Baker; Obetia morifolia, Baker; O. pinnatifida, Baker; and O. laciniata, Baker. [Richardson 1885] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina] Nom surtout donné à Obetia radula (Baker) Baker ex B.D. Jacks.(Urticaceae) Espèce extrêmement polymorphe. Cette plante était considérée comme magique par les vieux Malgaches : un fragment de sa tige (tonon'amiana) était nécessaire pour exorciser les enfants nés sous le signe d' alahamady (le belier). La décoction était administrée dans la coqueluche pour prévenir les vomissements alimentaires (antispasmodique). D'autre Urticaceés étaient aussi appelées par ce nom ; surtout Urera oligoloba Baker (Urticaceae). Mais elles n'étaient pas cultivées autour des habitations. [Boiteau 1997] | ||||||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | ||||||
Anarana siantifika | Obetia radula, Urera oligoloba | ||||||
Mpanahaka | amianakoho ~ amiandahy | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny amiana io | ||||||
Teny iditra | amiaña | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] omena [Rakotosaona 1975] | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |