Teny iditra |
amorona
(morona)
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Eny amin' ny sisiny; manaraka ny morona na ny sisiny: Aza mijorojoro eny amoron-dalana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | at the edge [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | au bord, sur le bord [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
amorona
amorony
amoron-
amoron'
amorom-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Manasa lamba eny amorona eny ny mponina ambanivohitra, ahatsapana ny fiarahan' ny mpianakavy sy ny fiahiana tonkatrano. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 6]
|
|