Teny iditra ampa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Anaran-kazo fanao ampinga [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy  [Tanala] a tree, the wood of which is used in making shields [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Antiaris madagascariensis H. Perrier (Moraceae). Fruit extrêmement toxique. Le bois facile à travailler servait autrefois à faire des boucliers [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Antiaris madagascariensis

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31