Teny iditra ampahany (an-, faha, -ny)
Sokajin-teny anarana ampaha sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fizarazarana mitovy ny venty na vongana iray ka ny filaza azy amin' ny kajy dia amin' ny alalan' ny tarehimarika roa mifanao ambony sy ambany sarahin' ny tsipika roa, ka ilay ambany milaza ny isa nizarana ny vongana, ary ilay ambony, ny isa nalaina tamin' ireo fizarazarana, ohatra 3/7, ampahany milaza fa nozaraina 7 ny venty ka 3 no nalaina tamin' izany
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a fractionnal part
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] une partie, une fraction
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra ampahañy
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] mandritra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31