Entrée | 1 ampahenina (enina) |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Mathématiques: arithmétique |
Explications en malgache |
4 Ny ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina enina: Mitovy ihany ny antsasany sy ny telo am-paheniny [1.1#66] |
Explications en anglais |
5 The sixth part, one sixth [1.2#136] |
Explications en français |
6 Un sixième [1.3#126, 1.5#100] |
Exemples |
7 ny ampaheniny ny ariary (1/6) : venty [2.436#139] 8 Ny Ampahenin' Imerina no mpitondra ny faritany [2.113#42] 9 Ny latsapaheniny dia voaraena latsaka ampaheniny [1.437] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/09/08 |