Teny iditra ampalibe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] voankazo fihinana izay hita any avaratra atsinanana
  [Rajemisa 1985] hazo lehibe tsy fahita afa-tsy amin'ny tany mafana, be tavolo ny voany ary anisan'ny lehibe indrindra amin'ny voankazo rehetra fa mety mahatratra 15 kilao; ny tsirony, mamy sy matsiro, saingy misy fofony maherihery kosa.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Betsimisaraka] the jackfruit tree (Artocarpus integrifolia)
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995] jacquier (Artocarpus integra, Urticaceae [...]
  [Boiteau 1997] (de ampaly (2), et be = grand).
¶ Nom d'abord donné à plusieurs figuiers :
¶  [Sakalava] Ficus guatteriifolia Baker (Moraceae).
¶  [Sihanaka] Ficus pachyclada Baker (Moraceae).
¶ Mais depuis l'introduction du Jacquier, Artocarpus heterophyllus Lam. (Moraceae), arbre fruitier bien connu, c'est à ce dernier qu'on donne en général le nom d' ampalibe.
Voambolana 
Anarana siantifika Artocarpus heterophyllus, Ficus guatteriifolia, Ficus pachyclada
Mpitovy hevitra finesy ~ kimahatorolela
Habaka http://waynesword.palomar.edu/jackfr1.htm#jackfruit
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31