Teny iditra | ampalo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] rivotra avy any andrefana [1.1] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Mpanahaka | alapoie ~ ambarao ~ ampela ~ animbaratra ~ anina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona | |
Fivaditsoratra | ampola, pamalo, alam-po |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |