Teny iditra |
ampaly
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [SLP 1986]
fitaovana entina hikikisana hanalamana zavatra iray |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
sandpaper |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
tout ce qui sert à polir |
| [Hallanger 1974]
papier verre |
| [SLP 1986]
abrasif |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
ampaly
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997]
[Betsimisaraka, Bezanozano, Tanala]
Ampalis madagascaensis Bojer (Moraceae). Arbre à fruits très toxiques (voir aussi
ampa).
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Ampalis madagascariensis |
Ny fihaviany | Malay: ampalas: Ficus almifolia.
|
|
Teny iditra |
ampaly
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
hazo madinidinika misy raviny maraorao ka ampiasaina ho fanadiovana, fandamana na fandambolamboana zavatra, toy ny hazo |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
a shrub or tree, the leaves of which are used as a substitute for sand-paper. Ficus soroceoides, Baker. [mal. ampalas, Ficus almifolia.] |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
arbuste dont tes feuilles rugueuses sont employées à polir, comme le papier a verre ; Ficus soroceoides. Baker |
| [Rakotovao: Bois]
appellation botanique: Ficus grevei |
| [Boiteau 1997]
[Bezanozano, Merina]
(vient de faly = content, joyeux ; parce qu'il était donné en offrande lors des événements heureux).
Ficus soroceoides Baker (Moracées). Espèce extrêmement polymorphe, présentant des formes qui reçoivent en malgache des noms différents :
ampaliala,
ampalihazo,
ampalivavy, etc.
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Ficus soroceoides |
Ny fihaviany | Malay: ampalas: Ficus almifolia.
|
Ohatra | [Dahle: Angano, takila 218]
Efa miverina ny ravin' aviavy, efa mitodika ny ravin' ampaly, koa modia re, Ramatoa, fa ny olona ato an-tanàna tia fosa, ny vahiny mandalo tia resaka.
|
|
Teny iditra |
ampaly
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997]
[Tanosy]
Campylospermum obtusifolium (Lam.) Tiegh. (Ochnaceae).
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Campylospermum obtusifolium |
|
Teny iditra |
ampaly
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997]
[Betsimisaraka]
(corruption de ampale).
Pittosporum ochrosiifolium Bojer (Pittosporaceae).
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Pittosporum ochrosiifolium |
|