Teny iditra ampaly fasika (ampaly, fasika)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy taratasy nopetahana fasika amin'ny dity ary ampiasaina hikikisana sy hanalamana hazo [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay papier verre [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31