Teny iditra ampandreneso (reny)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana ampandrenesana [fitanisana]
Ohatra Mba ampandreneso ihany, fa izaho tsy manjaka aman-keloka. [Rahajarizafy: Kabary, takila 32]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31