Teny iditra |
ampanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
fitoriana
[Rakotosaona 1975]
|
| Fitoriana olona ho nanao ratsy. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | accusation in a court of justice or elsewhere; the accuser; the accusation.
See tory.
[Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
accusation [Rakotosaona 1975]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
ampanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | the Austrian dollar, so called from the fancied resemblance of its device to a fern [Richardson 1885]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
ampanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | a mode of plaiting women's hair on some great day of rejoicing, giving it the resemblance of fern leaves [Richardson 1885]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
ampanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
valala [Rakotosaona 1975]
|
| [Tanosy]
Anaram-balala, sopanga
[Rakotosaona 1975]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
ampanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
karazam-javamaniry [Rakotosaona 1975]
|
Fanazavàna teny anglisy | ferns in general [mal. paku.] [Richardson 1885]
|
| a fern [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | fougère [Hallanger 1974, SLP 1986]
|
| (du batak paku). Nom général des Fourgères. [Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
ohotro |
Teny nalaina |
|