Teny iditra ampatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza olona mandry mitsotra tsy mihetsika, na olona manararaotra fahefana na tanjaka ka manao izay tiana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] l'état de ce qui est étendu, allongé, raide
Sampanteny 

Teny iditra ampatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a variety of the Spanish dollar
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31