Teny iditra ampela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] zazavavy [1.78]
  [Bara, Betsileo, Taisaka, Tandroy, Tanosy] Vehivavy [1.78]
  [Betsileo] vavy [1.78]
  [Tandroy] vady: Mba ampela soa iñeo [1.78]
 vehivavy, tovovavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy a girl, a woman. See vehivavy. [1.2]
  [Provincial] a girl or woman [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] femme, fille. (Vaiàvy). [1.19]
  [Provincial] jeune fille, femme [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohatra 
1O Z' ampela roy e! [2.606]
2Eka, hoy ampela ehy. [2.150]
Ohabolana 

Teny iditra ampela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy zavatra boribory toy ny lelavola na ny felana mivohon-tsotro ny tavany ilany, ary misy loaka eo afovoany amin'ny tavany ilany ao ambadika,mba hitsofohan'ny tahony; ny ampela dia atao fanantsodiana na fanasinana ny kofehy hotenomina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy a spindle, used for spinning or winding cotton, silk, etc. [1.2]
 a spindle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay fuseau ; quenouille [1.8]
Ohatra ary mihazona ny ampela ny rantsan-tanany. [2.996]
Ohabolana 

Teny iditra ampela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Rivotra avy andrefana [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ animbaratra ~ anina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31