Teny iditra |
ampemby
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
taho, eran-tanan'ila, zarana (antsy, ets) [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
ampemby
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry sahalahala amin' ny katsaka [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a plant extensively cultivated; the grain resembles peeled rice and is eaten; the stalk is used in making fences, etc. Doura or Indian millet. Sorghum vulgare, Pers.
Same as variampemby (Bets.), and
varifemba (Betsim.).
[Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina, Sakalava, Tankarana, Tsimihety]
Nom général des sorghos. On cultive, outre Sorghum halepense (L.) Pers. et
Sorghum caffrorum (Retz) P. Beauv.,
Sorghum roxburghii Stapf. (Poaceae). Graines alimentaires.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Sorghum caffrorum, Sorghum halepense, Sorghum roxburghii |
Mpitovy hevitra | ~ |
Ohatra | Fa ny vary tritika sy ny ampemby no tsy mba naripaka, satria mbola fohy ireny. [Baiboly: 2.9.32]
|
Teny nalaina |
|