Teny iditra |
ampirina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hazandrano kely madinika noho ny toho [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | the name of a fish resembling the toho. [Richardson 1885]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
ampirina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandaminana zavatra mba tsy hikorontana na hiparitaka fa hipetraka amin' ny toerany avy ¶ Fitehirizana, firaketana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | the tying up of packages or luggage, each in its proper place. [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ordre, arrangement, disposition de chaque chose à sa place ¶ action de se blottir, de se ranger par côté [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
|