Teny iditra | ampitso | ||||||||
Sokajin-teny | anarana na tambinteny | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny andro manaraka ny andro itenenana na ny andro tenenina: Tsy misy mahalala ny ampitso. / Narary izy ny ampitson' ny nandehanany ¶ Ny ho avy: Ny ampitso no hanamarina izany ¶ Indraindray ampiasaina ho mpamaritra matoanteny mitovy amin' ny rahampitso: Ampitso izy no handeha, [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to-morrow. Same as rahampitso. [Richardson 1885] | ||||||||
tomorrow, the morrow [Hallanger 1973] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | demain, le lendemain [Hallanger 1974] | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny ampitso io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |