Teny iditra | ampoasa | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] (am-poasa) eo am-pikasana [Rakotosaona 1975] | |
Am-pikasana (tsy fampiasa afa-tsy amin' io endrika io, saingy manana sampanteny). [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [fo, and asa, work (?).] See kasa. [Richardson 1885] | |
Sampanteny |
| |
Teny iditra | ampoasa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] avertir d'avance. [David: Dialectes (takila A)] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |