Entrée ampongantaolo (amponga, ntaolo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Amponga hoditra roa; toy ny diam-panorona ny bikan' ny tady mifamatopatotra manenjana azy eo amin' ny andilany; ampiasaina amin' ny lanonana isan-karazany [1.1]
Explications en français [ ampongan' ny ntaolo ] Tambour des ancêtres en bois [1.3]
Vocabulaire 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2023/03/19