Entrée ampongavilany (amponga, vilany)
Partie du discours nom
Explications en malgache Vilany tany nasiana tataviankena ny vavany ary mitoetra eo ambony halana mba hampihilangilana azy: velezina amin' ny rantsantanana na rantsankazo kely anankiroa ny ampongavilany; mikarantsana ny feony fa tsy mba midoboka toy ny amponga hafa [1.1]
Vocabulaire 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2023/03/19