Teny iditra ana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] tsy afaka miaina tsara noho ny hasemporana niakatra fiakarana na nihazakazaka mafy: Ana aho vao nahafaka ny rihana efatra mankatỳ aminareo
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] faint, exhausted, from hunger, cold, or toil; embarrassed.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 34] essoufflé, hors d'haleine, épuisé, fatigué, transi de froid

Teny iditra ana
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra izay ao anaty antokon' olona malalaka: Ana Malagasy itỳ trano itỳ fa Vazaha no mipetraka ao
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 35] comme an (any); avec régime indéterminé, sans article: An'iza ireo kotra ireo ? -- Ana miaramila nandalo teto (À qui sont ses gibernes ? -- À des soldats qui ont passé par là)

Teny iditra ana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] vary
Voambolana 

Teny iditra ana
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taimoro] miantsoroka
Mpitovy hevitra miana

Teny iditra anà
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] anao
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra ~ana
Sokajin-teny tovana [Teny amin' ny ~ana]

Teny iditra a~na
Sokajin-teny tsirinteny saradroa [Teny amin' ny a~na]

Teny iditra Anà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Baiboly] Anah
Fanazavàna teny frantsay  [Baiboly] Ana
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31