Teny iditra | anaka | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Betsileo] zanaka [Rakotosaona 1975] | ||||||||
Teny mitovy tsy misy hafa amin' ny hoe zanaka, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto fombam-pehezanteny manaraka ireto: a) raha misy mpamaritra anarana eo alohany: Efa lehibe anaka Razay ~ Maro anaka izy ~ Vao maty anaka Rabe. b) raha atao teny enti-miantso: Hendre tsara, anaka [Rajemisa 1985] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | a child, the young of anything; any one treated with affection; an affectionate and respectful mode of address. Avia, anaka, Come, child. This word anaka is also always used in the provinces where zanaka would be used in Imerina. [Mal. anak.] [Richardson 1885] | ||||||||
a child [Hallanger 1973] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | enfant, mon cher enfant: [Hallanger 1974] | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny anaka io | ||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: anaka ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |