Teny iditra anakampo (anaka, fo)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Any anaty any ihany fa tsy miseho etỳ ivelany: Hoy aho anakampo
Mitovy hevitra: anakantsaina
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [anaka (?), fo, the heart.] Within one's self, in one's mind, kept within one's own thoughts.
  [Hallanger 1973] in one's mind
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] dans son coeur, en soi-même
Fanazavàna teny italianina  [Profita 1969] in cuore
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Andraina: I Vola, takila 7] Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo!
2 [Andraina: Mitaraina, takila 151] hoy Ratsima, miteny anakampo, mampandry eritreritra sy manala heloka ny tenany.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31