Teny iditra anakandriana (anaka, andriana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsileo] antidahy
  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] zanak' andriana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] Petty princes among the various tribes
Teny nalaina 

Teny iditra Anakandriana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985 takila 72] [ Anakandriana ] zavatra tsy hita maso ninoan' ny Ntaolo ho nonina tany anaty lava-bato, ary mpanelanelana eamin' Andriamanitra sy ny olombelona; ny anakandriana no voalaza ho nanindry mandry na nanoro hevitra ny mpimasy
  [Rajemisa 1985 takila 814] [ Ranakandriana ] zavatra tsy hita vatana, ninoan' ny Ntaolo ho "mpamoaka ny fitahian' Andriamanitra, aloalon' ny tany sy ny lanitra", ka nanaovan' ny olona hataka sy vavaka ary hasim-bola, ka nanome, hono, raha hitany fa mahatsara ny olona mangataka ny zavatra angatahiny
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] Supposed supernatural beings imployed as agents between God and man. See anakandriana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 506] [ Ranakandriana ] êtres surnaturels, censés habiter surtout dans les cavernes ; agents intermédiaires entre Dieu et les hommes, ils inspiraient tous les mpimasy (devins)
  [Boiteau 1997] [Malzac confond ici mpimasy et mpisikidy]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1 [Rasamuel: Zanakantitra] Izany no atao hoe «Anakandriana na Ranakandriana.
2 [Callet: Tantara, takila 144] tsindry ny Ranakandriana, ary ny olona mpaminany mahalala koa:
3 [Randriamamonjy: Tantara] Izy no nampiditra ny fitondram-panjakana misy Anakandriana sy Anakandriambe.

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/03