Entrée anakidory
Partie du discours nom
Explications en malgache Amponga kely kokoa noho ny dory (zanaky ny dory no heviny). Anisan' ny amponga masina izy io fa ampiasaina amin' ny hirampivavahana:tromba, bilo, sns. ary tsy azom-behivavy kasihina; ny any amin' ny faritanin' ny Sakalava no mampiasa azy [1.1]
Vocabulaire 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2023/03/19