Teny iditra anamafaitra (anana, faitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy An esculent herb. Solanum nigram, L. [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Solanum nigram
Ohatra Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo. [Callet: Tantara, takila 201]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31