Teny iditra | anamalaho (anana, laho) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo ¶ Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces) ¶ Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy | |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe, anamalahokely, etc. | |
[Hallanger 1973] a strong aromatic leafy vegetable | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974] herbe potagère au goût aromatique amer | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Anarana siantifika | Spilanthes oleraces | |
Mpanahaka | anamalahoala ~ anamalahobe ~ anamalahokely ~ anamalahombazaha ~ anamalahonkova ~ anamalahovavy | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny anamalaho io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |