Teny iditra | anao | ||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] ianao [1.78] | ||
Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao raha atao teny fameno: Mijery anao izy; na raha atao milaza tompon-javatra: Anao ve itỳ trano amoron-dalana itỳ satroka itỳ? [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Thee, thine, you, yours. Accusative and possessive case of hianao. (Fiji angao.) [1.2] | ||
you (singular, as object); yours [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Toi, te, à toi, à ton tour. Tsy hanatona anao aho: je ne t'approcherai pas. Anao ity antsipika ity: ce couteau est à toi. Anao ny manamboatra io lalana io: c'est à toi à arranger ce chemin. Anao ho anao izany: c'est votre affaire. [1.3] | ||
Te, toi. [1.5] | |||
vous (singulier - objet); vôtre. [1.8] | |||
[Tanala]
Also Anô (pronom personnel complément - 2ème personne du singulier). ¶ 1. (sujet): tu, toi. ¶ 2. (complément): te, à toi. Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés [1.6] | |||
Fanazavàna teny italianina | te ¶ il tuo [1.18] | ||
Kamban-teny |
| ||
Mpanahaka | ianao ~ -nao, -ao | ||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |